|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ny Bokin-dRakotovao |
| Zana-dohateny | 2 1843-1906 |
| Singan-teny | 3 boky |
| Sokajin-teny | 4 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
5 Cohen-Bessy Annick |
| Mpanonta printy |
6 Tsipika. , 1992. Takila: 387. |
| Sombiny |
7 1896/10 p. 289 Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/15 |
|