|
|
|
|

Teny iditra1  kabosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 sorte de guitare. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  6 kabaosa, kabaosy, kabosy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  128 bôsaka, kabosa, 129 sabòka, 130 Sobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09