|
|
|
|

Teny iditra1  angorodao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaneno iray tarika amin' ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin' ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao. [1.1]
Ohatra  4  Manomboka ny osika, velona ny angorodao. [2.436#]
5  Sodina sy angorodao no mozika ary jiron-tsolitany no fanazavana. [2.4#]
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Tsipelina hafa  7 ankorodao
Mpanahaka  8  taralila
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  130 angorodaovava

Fivaditsoratra  131 agorodano, 132 angorodao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09