|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atranatrana
Fototeny  2 atrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif. [1.3]

Teny iditra (2/2)5  atranatrana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana. (Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erỳ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana). [1.1]
8 karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 xylophone. [1.13]
Voambolana  10  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  132 antarantara, 133 atranatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09