|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sobaba |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno safomorona.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 sobaba |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Anaran-kafa ilazana ny sodina.
[1.1] |
| Ohatra |
7 Ny sodina koa no atao hoe sobaba vantana.
[1.437#]
|
| Voambolana | 8 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (3/3) | 130 Sobaba |
| Sokajin-teny | 131 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
132 Randzavola: Sobaba amin' ny Baiboly.
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
133 Shobab.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
134 Shobab.
[2.996] |
| Voambolana | 135 Soratra Masina |
| Fivaditsoratra | 136 sababo, 137 sobaba, Sobaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|