|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bakora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a large shell. See antsiva.
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Tovy hevitra | 6 antsiva |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/2) | 128 bakora |
| Sokajin-teny | 129 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
130 Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
131 gros et mou
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 133 bakoraka |
| Kamban-teny rehetra | 134 nofo bakora |
| Fivaditsoratra | 135 Akbora, 136 bakaro, bakora, 137 Baroka, baroka, 138 boraka, 139 kabaro, 140 karabo, 141 Kobara, 142 raboka, 143 robaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|