|
|
|
|

Teny iditra1  bezoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-javamaneno misy fivoaham-peo lehibe natao mba hanamafy ny feony sy ny firohondrohony. [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  126 Ambezo, ambezo, 127 amboze, 128 bezoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09