| Entrée (1/2) | 1 fanorona |
| Radical | 2 sorona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona. [1.2] 6 Malagasy chess [1.7] |
| Explications en français |
7 jeu d'échecs malagasy [1.8] |
| Exemples |
8 fa ny fanorona no maty natoko;
[2.69]
9 Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona. [2.445] 10 Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina. [2.643] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 13 5 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 14 Jeu |
| Analogues | 15 afabela, afoina, andimy, antsivy, diampanorona, disopaika, disopaikakamatimbela, famoinana, fikizoana, foibe, foibeny, foina, forindaka, halany, homambela, lahimbela, laka, lakakely, lakamanga, lehifohy, lehilava, mamoina, matimbela, mikaleva, mikizo, paika, paipanorona, pokaakalana, riadriatra, seranana, seranina, sorapanorona, telonohodimy, tokofalana, vato, vela, verypaika, verypetsika |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 Fanorona |
| Sous-titre | 18 the National Game of Madagascar. |
| Mots élémentaires | 19 fanorona |
| Partie du discours | 20 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
21 Chauvicourt J.& S. |
| Editions |
1984. |
| Anagrammes | 23 fanorona, Fanorona, 24 foronana |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|