|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 foibe |
| Singan-teny | 2 foitra, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona
6 Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 headquarters; a hub
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 quartier général, centre; moyeu
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|