|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  anjaingy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Honkona atao amin' ny loha tehina.
4 Ny antsetran' ny lefona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 same as anjonjany. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 le fer placé au bout d'un bâton; le talon de la lance. [1.3]

Teny iditra (2/3)7  anjaingy
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Zavatra atao lohany amin' ny kilalao; kilalao fanaon' ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin' ny tanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 walking on one's hands, the feet being turned upwards, as in certain children's games.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 jeu d'enfants consistant à marcher sur les mains, les pieds en haut. [1.3]
Voambolana  12  Kilalao

Teny iditra (3/3)13  anjaingy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15 same as ambosy. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19