|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lalao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1]
Explications en anglais  4  play, recreation, amusement [1.7]
Explications en français  5  jeu, amusement [1.8]
Exemples  6  lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437#]
7  nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  19  2 combinaisons de ce mot
Analogues  20  kilalao, afakafaka, fampanononana ankamantatra, anjaingy, antsamotady, antsavily, antsefa, asampinga, baolina, daka, diamanga, fampitaha, fanalafihana, fandroribola, fanenjika, fangalampiery, fanorona, hazakazaka, kanety, katra, katro, kifanimpanina, kiombiomby, kindriandriana, kivarivary, kizanajanaka, moraingy, piarapiara, raboka, ralanitra, sabaka, raosijamba, an-kitsapaka, renin-jaza, sadoka, saribakoly, savoandanitra, tandrimo, tanisa, tapika, tamaboha, tongodovia, tongokazo, tolona, totohondry, tsipilavaka, tsongolobatita, tsontsorimamba, valala manjohy, vatokely miara-mahita
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot
Article  22  Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana)

Entrée (2/2)23  lalao
Radical  24  lala
Partie du discours  25  impératif du verbe passif lalaina [Liste complète]
Exemples  26  lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1]

Mis à jour le 2025/10/08