|
|
|
|

Teny iditra1  fandroribola
Singan-teny  2 fandroritra, 3 vola
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fandraribola. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A game of two parties pulling at a rope, etc., as a trial of strength, a tug of war; fandraribola, and fandroribahy (Prov.), are also used.. [1.2]
Voambolana  7  Kilalao
Tsipelina hafa  8 fandraribola, fandrirobola
Tovy hevitra  9 fandroribahy

Fivaditsoratra  10 fandrirobola, 11 fandroribola

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12