|
|
|
|

Teny iditra1  tsipilavaka
Singan-teny  2 tsipy, 3 lavaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka. [1.1]
Ohatra  6  Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332#]
Voambolana  7  Kilalao
Tovy hevitra  8 antsipilavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12