|
|
|
|

Teny iditra1  kifanimpanina
Fototeny  2 fanimpanina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Lalaon' ny ankizy mihodinkodina ka avy eo dia fanina sy mivembena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 jeu qui consiste à pirouetter sur ses pieds tout en étant debout. [1.3]
Voambolana  6  Kilalao
Mpanahaka  7  sangodimpanina, 8  tsingerimpanina, 9  tsingeringerina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31