|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tapika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro:
4 Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
5 Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Tovy hevitra  7 tapiny
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)9  tapika
Fototeny  10 pika
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy:
13 Miombona tapika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Kilalao

Teny iditra (3/3)23  tapika
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  tapika, 27 tipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17