|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kizanajanaka |
| Fototeny | 2 zanaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Poupée.
[1.3#342] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|