Entrée kivarivary (vary)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary [Rajemisa 1985]
Traduction française Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Exemples Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Mis à jour le 2020/09/29