|
|
|
|

Teny iditra1  antsivy
Singan-teny  2 ana, 3 sivy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top.. [1.2]
Ohatra  7  An-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona [1.437]
Voambolana  8  Kilalao
Mpanahaka  9  fanorona

Fivaditsoratra  10 antsivy, 11 vinatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12