Entrée (1/4) | 1 sorona |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
11 [1.1] Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona |
Explications en anglais |
12 [1.7] a blood sacrifice |
Explications en français |
13 [1.8] sacrifice par immolation |
Article | 14 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/4) | 15 sorona |
Partie du discours | 16 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Explications en malgache |
28 [1.1] Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana |
Explications en français |
29 [1.3#634, 1.196] action d'attiser, d'alimenter le feu 30 [1.196] action d'activer la circulation |
Entrée (3/4) | 31 sorona |
Partie du discours | 32 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
38 [1.1] Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany |
Explications en français |
39 [1.3#634] discrétion, réserve |
Entrée (4/4) | 40 soroña |
Partie du discours | 41 adjectif |
Explications en malgache |
42 [1.78] [Sihanaka]
variana |
Anagrammes | 43 aroson, asoron, naroso, nasoro, norosa, orosan, rosoan, sorona, soroña |
Mis à jour le 2025/08/26 |
![]() |