|
|
|
|

Teny iditra1  fangalampiery
Singan-teny  2 fangalàna, 3 fiery
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Voambolana  6  Kilalao
Tsipelina hafa  7 fangalam-piery
Tovy hevitra  8 alam-piery, fanalampiery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02