|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vato |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany.
4 Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato. 5 Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona. 6 Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana. 7 Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany. [1.1] 8 vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a stone, a rock.
[1.7] 10 a vote. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 pierre.
[1.8, 1.13] 12 roche, caillou. [1.13] 13 gravelle. [1.3] 14 calcul. [1.54] 15 calcul rénal. [1.13] |
| Ohatra |
16 Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka.
[2.356]
17 Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643] 18 Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 28 Haibolantany |
| Zanakanarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 38 Fikambanana 331 amin' io teny io |
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 40 Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 41 tavo, 42 tova, 43 vato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|