|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 kabaosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tanalahy resy an' ady.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Caméléon vaincu.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Kabaosy |
| Teny iditra (2/4) | 7 kabaosy |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 lâche, poltron, sans coeur.
[1.3] |
| Teny iditra (3/4) | 11 kabaosy |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 sorte de guitare..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 15 Feon-kira: zavamaneno |
| Tovy hevitra | 16 kabaosa, kabosa, kabosy |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (4/4) | 138 Kabaosy |
| Singan-teny | 139 kabaosy |
| Sokajin-teny | 140 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -17.4666667+46.1833333 |
| Voambolana | 141 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 142 abosika, 143 kabaosy, Kabaosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|