Entrée Diksionera amin' ny Baiboly
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Auteur Evans, 1939; Randzavola Henri, 1939
Maison d'édition 1952. Librairie Protestante. Largeur: 16cm. Hauteur: 22cm. Pages: (1) i-x, 1-544; (2) 545-1098. Tomes: 2.
Table des Matières 

FANAFOHEZAN-TENY
Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto:
Test. Tal. Testamenta Taloha
Test. Vao. Testamenta Vaovao
MSS Manoskripta na Sora-tanana
A.D. Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ)
B.C. Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo)
J.E.D.P. Filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany.

Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baoboly dia hafohezina toy izao:

Tableaux et planches Tous les titres
Illustrations 

Mis à jour le 2020/11/03