|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 loko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony.
4 Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 paint; color.
6 rouge and lipstick. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 peinture, couleur.
[1.3, 1.8, 1.13] 8 rouge à lèvres. [1.8] 9 (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours.. 10 Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air.. [Sakalava, Mahafaly, Taimoro] [1.196] |
| Ohatra |
11 Raha loko mainty re no atao hoe?
[1.223]
12 Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245] 13 Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225] 14 ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38] 15 Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 129 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
130 volo/colors/couleurs |
| Teny iditra (2/4) | 131 loko |
| Sokajin-teny | 132 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
133 savoka.
[Taisaka]
[1.78] 134 dity. [Bezanozano] [1.78] 135 Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo.. [1.1] 136 bontily, savoka. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
137 sealing wax; glue.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
138 cire à cacheter; colle.
[1.8] 139 cire d'abeille. [1.13] |
| Mpanahaka | 140 bontily, 141 savoka |
| Teny iditra (3/4) | 142 loko |
| Sokajin-teny | 143 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
144 nonon'omby vavy.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 145 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (4/4) | 146 lôko |
| Sokajin-teny | 147 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
148 poisson.
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Voambolana | 149 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 150 kolo, 151 loko, lôko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|