|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hatrakatraka |
| Fototeny | 2 hatraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rehaka, rehareha, aniona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 levity, dissipation, liveliness, pride.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fierté, arrogance, fanfaronnade
[1.3#225] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12 hatraka |
| Teny iditra (2/2) | 13 hatrakatraka |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Hamenana midorehitra, mivaivay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 rouge écarlate
[1.3#225] |
| Sampanteny |
|
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|