|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  angana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny sisa tavela na mijoro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ce qui reste après une défaite, après une ruine.
5 action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)9  angana
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Volon-doko manga antitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 indigo. [1.3]
Renianarana 

Teny iditra (3/4)14  angana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16 blue silk or thread. [1.2]

Teny iditra (4/4)17  angana
Sokajin-teny  18  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  19 See tsangana. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  23 angany hova

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09