|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 horaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tanimbary
[Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1] 5 tany tsy afa-drano azo volena [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a ricefield
[Provincial]
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rizières, terrains marécageux, humides
[1.3] 8 a rizière [Provincial] [1.8] 9 marécage, marais; sol hydromorphe [1.13] 10 . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka, Taisaka] [1.196] |
| Ohatra |
11 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
[2.324]
|
| Voambolana | 12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 13 heniheny, 14 honahona, 15 zetra |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 17 horaka |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
20 Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 the cries of a crowd
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
23 coassement des grenouilles [1.3] 24 les cris d'une foule [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 33 Feo |
| Tovy hevitra | 34 horakoraka |
| Teny iditra (3/5) | 35 horaka |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly
[1.1] |
| Ohatra |
38 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy
[2.996]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 43 horakoraka |
| Teny iditra (4/5) | 44 horàka |
| Sokajin-teny | 45 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
46 mena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
47 écarlate, vermillion
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Renianarana |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
147 Ny Loko |
| Teny iditra (5/5) | 148 horaka |
| Sokajin-teny | 149 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
150 zohy, lavabato
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 151 Akhora, 152 haroka, horaka, horàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|