|
|
|
|

Teny iditra 1  ngerona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mainty maloto: Ngerona erỳ izany tanan' ity zaza ity izany ka tokony hosasana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 very black, coal-black. [1.2]
5 of a very dark bluish color; dirty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 d'un bleu foncé; sale [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  118  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  119  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  120  Ny Loko

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07