|
|
|
|

Teny iditra1  maitso
Fototeny  2 itso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny ravinkazo: Maitso tanora ny volon' ny ravin' akondro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 green
6 young [1.2#4081.7]
7 in the provinces it also means black [1.2#408]
8 immature [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 vert [1.3#420, 1.8]
10 jeune [1.3#420, 1.8]
11 tendre [1.3#420]
12 (de la racine itso, comparer au javanais : ijo) vert, se dit des fruits non mûrs.
13 Mais pour les oranges, le riz et quelques autres exceptions, on doit dire manta (littéralement « cru »). [1.196]
Ohatra  14  maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470]
15  Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra. [2.117]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  131  Fikambanana 24 amin' io teny io
Ohabolana  132  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  133  Ny Loko

Fivaditsoratra  134 atsimo, maitso, 135 matsoy, 136 misota, 137 Mosita, 138 samoty, 139 Tomasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17