|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  savoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra malemilemy vonivony miforona avy amin' ny renitantely ka anaovany ireo takela-tantely misy masomasony mameno ny toho-tantely: Anaovana zavatra betsaka ny savoka [1.1]
4 faikan'ny papintantely [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 beeswax [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 cire d'abeille [1.8, 1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  18  bontily, 19  loko
Kamban-teny rehetra  20 labozia savoka

Teny iditra (2/3)21  savoka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (de savoka : cire). Nom donné aux formations secondaires, peuplements généralement dominés par une seule essence, qui apparaissent après la destruction de la forêt primitive, le plus souvent après culture de riz de montagne. Les abeilles sont très abondantes dans de telles formations et c'est là qu'on allait récolter la cire sauvage. D'où le nom qu'on leur a donné. [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)27  savoka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 (de savoka : cire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae).
30 Arbre dans lequel les abeilles sauvages construisent souvent leur nid.
31 Très beau bois veiné de rouge noirâtre sur fond gris violacé.
32 Emplois en ébénisterie et marqueterie surtout.
33 C'est une espèce qui peut se maintenir après disparition de la forêt. [Bezanozano, Merina, Sihanaka] [1.196]
Voambolana  34  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  savoka, 36 sovaka, 37 vasoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17