|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 mainty |
| Fototeny | 2 inty |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny arim-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: lamba mainty
5 maizina dia maizina, maizim-pito: tao anatin' ny ali-mainty [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 black
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 noir
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
8 Ao ny mainty, ao ny fotsy.
[2.4]
9 ary ny mainty tsy azo fotsiana; [2.59] |
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 25 fotsy |
| Mpanahaka | 26 maintyngaly, 27 maintyngilo, 28 maintyngizina, 29 maintypiripiso, 30 maintypiso, 31 maintyvasoka |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 129 Fikambanana 89 amin' io teny io |
| Ohabolana | 130 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
131 Ny Loko |
| Teny iditra (2/5) | 132 mainty |
| Sokajin-teny | 133 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
134 maloto
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/5) | 135 mainty |
| Sokajin-teny | 136 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
137 crotchet
[3.1] 138 quarter note [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
139 noire
[1.13] |
| Voambolana | 140 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (4/5) | 141 mainty |
| Sokajin-teny | 142 mpamaritra |
| Voambolana | 143 Toe-karena: fiompiana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
144 Soratr' omby |
| Sary |
|
| Teny iditra (5/5) | 145 Mainty |
| Sokajin-teny | 146 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
147 Niger
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
148 Niger
[2.996] |
| Voambolana | 149 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 150 Toko sy andininy momba Mainty |
| Fivaditsoratra | mainty, Mainty, 151 mañity, manity, 152 Minita, 153 mitañy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|