|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mavokely
Singan-teny  2 mavo, 3 kely
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Volon-dokon' ny vonim-paiso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 pink. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rose. [1.8]
Ohatra  8  Mena na mavokely mamirapiratra araka ny taratra azony ny lakan-drano lehibe sy kely; [2.470]
9  Ny akanjon' ny tovolaky dia bilaozy mavokely na somizy asiana sahondrany, na lobaka tsy mipasoka. [1.437#]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  107  Ny Loko

Teny iditra (2/4)108  mavokely
Singan-teny  109 mavo, 110 kely
Sokajin-teny  111  anarana
Fanazavàna teny malagasy  112 Anaran' akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  113 variété de bananier ; bananes petites, se fendillent, très bonnes.. [Tankarana] [1.19]
114 Une variété de banane, Musa paradisiaca L. (Musaceae), à petits fruits, jaunes et finement ponctués de noir à maturité, de goût très fin.. [Merina] [1.196]
Voambolana  115  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)116  mavokely
Singan-teny  117 mavo, 118 kely
Sokajin-teny  119  anarana
Fanazavàna teny frantsay  120 Pentopetia elastica Jum. & H.Perrier (Apocynaceae). Arbuste lianoïde fournissant un caoutchouc de bonne qualité. Son exploitation a été limitée par sa rareté à l'état spontané. Voir la revue Le caoutchouc et la gutta-percha, numéro du 15 septembre 1908. Boiteau, Les Caoutchoucs de Madagascar (1943) p. 49 et Pl XII.. [Sakalava, Tankarana] [1.196]
Voambolana  121  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)122  mavokely
Singan-teny  123 mavo, 124 kely
Sokajin-teny  125  anarana
Fanazavàna teny frantsay  126 Selago muralis Benth. & Hook.f. (Scrophulariaceae). Petite plante croissant sur les vieux murs. On l'écrase au mortier et l'applique en emplâtre sur les coups et blessures. Vulnéraire.. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  127  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09