|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bobo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 white, chiefly applied to cattle and sheep; an albino. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 blanc. [Tankarana] [1.19]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  103 fotsy bobo
Ohabolana  104  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)105  bobo
Sokajin-teny  106  anarana
Fanazavàna teny malagasy  107 vohoka, kibo, fivaviana, ny faritra fiterahan' ny vehivavy [Betsimisaraka] [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  108 the womb [Provincial] [1.2]
Voambolana  109  Haiaina

Teny iditra (3/3)110  bobo
Sokajin-teny  111  anarana
Fanazavàna teny malagasy  112 erika madinika mitorajofo, mamovoka sady mifafy [1.10]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  114  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09