|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lalao
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany.
Explications en anglais  11  [1.7] play, recreation, amusement
Explications en français  12  [1.8] jeu, amusement
Exemples  13  [1.437#] lalao tsy mahomby loatra ity.
14  [2.69#] nefa inona no lalao hataontsika?
Analogues  15  kilalao, afakafaka, fampanononana ankamantatra, anjaingy, antsamotady, antsavily, antsefa, asampinga, baolina, daka, diamanga, fampitaha, fanalafihana, fandroribola, fanenjika, fangalampiery, fanorona, hazakazaka, kanety, katra, katro, kifanimpanina, kiombiomby, kindriandriana, kivarivary, kizanajanaka, moraingy, piarapiara, raboka, ralanitra, sabaka, raosijamba, an-kitsapaka, renin-jaza, sadoka, saribakoly, savoandanitra, tandrimo, tanisa, tapika, tamaboha, tongodovia, tongokazo, tolona, totohondry, tsipilavaka, tsongolobatita, tsontsorimamba, valala manjohy, vatokely miara-mahita
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot lalao
Article  17  Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana)

Entrée (2/2)18  lalao
Partie du discours  19  impératif du verbe passif lalaina [Liste complète]
Radical  20  lala
Exemples  21  [1.1] lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy

Anagrammes  22  alalo, lalao

Mis à jour le 2025/08/10