|
|
|
|

Teny iditra1  renin-jaza
Singan-teny  2 reny, 3 zaza
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana.
6 ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana.
7 iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision.
9 celle qui donne sa fille en mariage.
10 sage-femme. [1.3#525]
Ohatra  11  Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#]
12  nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#]
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana 14  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02