|
|
|
|

Teny iditra1  milalao
Fototeny  2 lalao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to play. [1.2, 1.7]
5 to amuse oneself. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 jouer, s'amuser. [1.3, 1.8]
7 se divertir, se récréer, s’amuser de quelqu’ un ou de quelque chose: Mahery milalao izy (Il m’amuse beaucoup) ~ Aza milalao fotaka (Ne t’amuse pas avec de la boue) ~ Aza milalao ahy (Ne vous amusez pas de moi, ne vous moquez pas de moi). [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 milalao, 15 milaola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09