|
|
|
|

Teny iditra1  antsipilavaka
Singan-teny  2 antsipy, 3 lavaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance.. [1.2]
Voambolana  7  Kilalao
Tovy hevitra  8 tsipilavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12