Entrée tsipy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara, Tambahoaka] fafy, famafasana [Rakotosaona 1975]

Entrée tsipy
Partie du discours nom
Définition malgache Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [Rajemisa 1985]
Traduction française jet; projeté, projection, projetante [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [Tselatra: Tia izay tia]
2Tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [Profita: Ranary, page 59]

Mis à jour le 2020/09/26