| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mahamainty | 
| Fototeny | 2mainty | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 qui noircit ou peut noircir [1.3#419] | 
| Ohatra | 
6 fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
[2.996#47.005.036] 
 7 aleony mamporisika ny zanany hifidy anton-draharaha any amin' ny birao tsy mahamainty molaly ny tany any. [2.285#119]  | 
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |