|
|
|
|

Teny iditra1  fanimpanina
Fototeny  2 fanina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif fréquentatif]. [1.3#148]
Ohatra  5  fanimpanina aho izany [2.928#2>Fanimpanina aho izany]
6  manonofy andro mifono ka mivantotr'omby minono, ditsohin-kariva mandrivodrivotra ka tonga zary mihovotrovotra mohamohaka manimanina, safotsafotra fanimpanina! [1.260]

Fivaditsoratra  7 fanimpanina, 8 mpifaninana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19