|
|
|
|

Teny iditra1  mahoraka
Fototeny  2 horaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be noisy, to cry out; to be the talk of the town. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue. [1.3]
7 faire du bruit, criailler. [1.8]

Fivaditsoratra  8 mahakora, 9 mahoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12