|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 zetra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a swamp
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 marécage
[1.8, 1.13] 5 roseaux, marais formés de papyrus [4.11] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 7 heniheny, 8 honahona, 9 horaka |
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 11 zetra |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jereo zotra).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Action d'aller, de glisser d'une manière uniforme, facilement, sans encombre, de chanter en accord, sans faute. Voyez zotra.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 Zetra |
| Sokajin-teny | 23 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
24 Ravalitera Nalisoa Jean |
| Mpanonta printy |
25 Faribolana Sandratra. 2005. |
| Fivaditsoratra | zetra, Zetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|