|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miangana |
| Fototeny | 2 angana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin' ny vola eninjato nentiko tany an-tsena, roapolo sisa no niangana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to stand erect or upright again, to stand upright, to hold up one's head after bending. In the redup. it means to be proud..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rester après la défaite, après la ruine: Tamin' ny miaramila arivo izay lasa niady, efajato sisa niangana (Sur mille soldats qui sont partis pour la guerre, il n'en reste que quatre cents) ~ Ariary zato no nampisamboriko azy, ka roapolo sisa niangana (Je lui ai prêté cinq cent francs et je n'en ai recouvré que cent).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 maingaña, 12 manaingà, manainga, 13 manangia, 14 mangaiña, mangaina, 15 miangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|