|
|
|
|

Teny iditra1  matahotra
Fototeny  2 tahotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be afraid of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 craindre [1.3, 1.8]
7 être effrayé [1.3]
8 être craintif [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Mpanahaka  12  ankoditra, 13  antendanyaina, 14  kasoka, 15  kenda, 16  mamafyketsa, 17  manahyvelona, 18  manahy, 19  manambadipo, 20  manangambovona, 21  mandryandriranantsy, 22  mandryandrirandefona, 23  mandrytsirangaranga, 24  mandrytsylavoloha, 25  mangitakitaka, 26  mangorohoro, 27  mangovitra, 28  midobodobokaambavafo, 29  mifihifihy, 30  mihararetra, 31  mihenavelona, 32  mihendratra, 33  miholy, 34  mihorohoro, 35  mihoronkodidoha, 36  mihoronkoditra, 37  mihotakotaka, 38  mikosomaso, 39  mimalo, 40  mipararetra, 41  miraika, 42  miraikibolomaso, 43  miritraaina, 44  mitaintaina, 45  mitebiteby, 46  mitsangambolo, 47  mivadikaambavafo, 48  raikitahotra, 49  ranga, 50  ranoandravina, 51  taidava, 52  taibombona, 53  torakovitra, 54  tsiravina, 55  velonaahiahy
Kamban-teny rehetra  56  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  57  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17