Entrée mandry tsirangaranga (andry, tsirangaranga)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
¶ mandry amin' ahiahy [Rajemisa 1985]
Synonymes mandry tsy lavo loha

Mis à jour le 2012/05/30