|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mimalo
Fototeny  2 malo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Matahotra ka mihemotra, tsy sahy mandroso na manao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mimalo
Fototeny  9 malo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 manamarina [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  12 mitsabo malo

Fivaditsoratra  13 Lô-Ammì, 14 mamilo, 15 mamoly, 16 milamo, 17 miloma, mimalo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12