|
|
|
|

Teny iditra 1  miraika
Fototeny  2 raika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to bend, to incline, to lean. [1.2]
10 to lean; to be stirred or moved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être penché, incliné; s'émouvoir [1.8]
Ohatra  12  hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo [2.131]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe miraika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 miaraky, miraika, 16 miriaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21