|
|
|
|

Teny iditra 1  mitaintaina
Fototeny  2 taintaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitebiteby amin' izay hiseho: Nitaintaina izaitsizy izahay teo am-piandrasana ny fiaramanidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be in a hurry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 avoir hâte, être pressé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20