Entrée mandry an-driran' antsy (andry, any, rirana, antsy)
Partie du discours expression
Définition malgache matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be uneasy, to be in danger [Hallanger 1973]
Définition française avoir des soucis, être inquiet [Hallanger 1974]

2012/08/20