Entrée an-koditra (ana, hoditra)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition française sur la peau
¶ Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [Abinal 1888]
Exemples 
1hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
2Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [Andraina: Mitaraina, page 51]

Mis à jour le 2016/08/24